Fizahan-teny

Ohabolana : vifotsy

Ohabolana Zinga vifotsy sy zinga voatavo, ka samy mibobobobo amin' izay azony avy. [Veyrières 1913 #871]
Zinga vifotsy sy zinga voatavo, ka samy mibobobobo amin' ny azy. [Veyrières 1913 #871]
Zinga voatavo ka samy mibobobobo amin' ny azy. [Rinara 1974 #5103]
Dikanteny frantsay Tasses qui servent à puiser l' eau : chacune fait glouglou en se remplissant d' eau, qu' elles soient des tasses en fer ou des calebasses. [Veyrières 1913 #871]
Fanazavana frantsay Chacun doit être content de son sort. [Veyrières 1913 #871]

Fizahan-teny