Fizahan-teny

Ohabolana : vikina

Ohabolana Atao vikina alina: aleo manana amby, toy izay tsy ampy. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Raha misy zavatra mampatahotra na mampisalasala, aleo manao miohatra noho izay tokony hatao toy izay manao latsaka. [Rajemisa 1985]

Ohabolana Tsy hisy hanoarana, ohatra ny vikina ambany farafara. [Cousins 1871]
Tsy hita hanoarana, ohatra ny hazakazaka ambany farafara. [Rinara 1974]
Tsy hita hanoharana hoatry ny vikina ambany farafara. [Veyrières 1913 #5780]
Dikanteny frantsay Sans comparaison, comme faire un saut sous le lit. [Veyrières 1913 #5780]
Fanazavana frantsay Autre sens : chose impossible. [Veyrières 1913 #5780]

Ohabolana Vikina, ka samy manao izay afany. [Houlder 1895 #1225, Veyrières 1913 #3823]
Dikanteny frantsay Il s' agit de sauter: et chacun saute aussi loin que possible. [Houlder 1895 #1225]
Quand on saute, chacun saute aussi loin que possible. [Veyrières 1913 #3823]

Ohabolana Vikin-tsahona, ka samy manala izay ho afany. [Veyrières 1913 #1596]
Dikanteny frantsay Saut que font les grenouilles dans l' eau, quand on approche d' elles : chacune saute suivant ses moyens. [Veyrières 1913 #1596]
Fanazavana frantsay Se disait des enfants et jeunes gens s'amusant à sauter et faisant des concours ; sens général : chacun suivant ses forces et ses moyens. [Veyrières 1913]

Fizahan-teny