Fizahan-teny

Ohabolana : viliantsahona

Ohabolana Malaza tsy hihinanana toa viliantsahona. [Rinara 1974 #1934]
Malaza tsy ihinanana hoatry ny viliantsahona. [Veyrières 1913 #1648]
Malaza tsy ihinanana ohatra ny viliantsahona. [Rajemisa 1985]
Malaza tsy ihinanana, toy ny viliantsahona. [Houlder 1895 #819, Cousins 1871 #1460]
Fanazavana malagasy Enti-milaza olona na zavatra mireondreona erý araka ny anarany, fa ny toetrany na ny zava-bitany tsy misy inona. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Celui qui jouit d' une réputation qu' il ne mérite pas, est comme l' herbe aquatique appelée écuelle des grenouilles, bien que les grenouilles n' y mangent pas. [Veyrières 1913 #1648]
De grande réputation, mais dont on ne se sert pas pour manger, comme "l' écuelle des grenouilles" , (nom d' une herbe aquatique à petites feuilles arrondies). [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Dans un autre sens on appliquait l' expression aux mauvais sujets. [Veyrières 1913 #1648]

Fizahan-teny