Fizahan-teny

Ohabolana : vinidy

Ohabolana Matokin--damba novinidy, ka mivarotra ny soa notafiana. [Rinara 1974 #144]
Matokin--damba vinidy, ka mivaro-damba natao. [Houlder 1895 #1668, Cousins 1871 #1687]
Dikanteny frantsay Avoir confiance dans la toile (étrangère) achetée, et vendre la (bonne) toile qu' on a tissée soi-même. [Houlder 1895]

Fizahan-teny