Fizahan-teny

Ohabolana : vinitra

Ohabolana 1Mpambely kitay, vinitra ny velona. [1.147 #M137]

Ohabolana 2Ratsy vady nohanin-dambo vary : vinitra an’ ala, tsy mazava an-tanàna. [1.147 #R43]

Ohabolana 3Tsy nahin' ny sosoa ny hitobaka, fa ny mpandoatra no vinibinitra. [2.558 #4757]
Tsy nahin’ ny sosoa no ho nitobaka, fa ny mpandoatra no vinitra. [2.653]
Tsy nahin' ny sosoa no nitobaka, fa ny mpandoatra no vinitra. [2.165 #400]
Dikanteny frantsaySi le riz a débordé de la marmite, ce n' est pas qu' il l' ait voulu, mais c' est parce que celle qui le puisait était en colère. [2.165]

Fizahan-teny