Fizahan-teny

Ohabolana : vinory

Ohabolana Hidy sy rakotry ny tany, hitana izao vinorin' i Lehidama, nanaovana salaka fohy rambo sy nanaovana sakafo ambany foitra. [Veyrières 1913 #425]
Dikanteny frantsay L' armée est la serrure et le couvercle pour protéger le royaume : elle garde ce que Radama et les autres souverains ont réuni en un seul royaume avec tant de peines et de privations. [Veyrières 1913 #425]
Fanazavana frantsay Paroles des souverains de l' Imerina. [Veyrières 1913 #425]

Fizahan-teny