Fizahan-teny

Ohabolana : vita-nanahary

Ohabolana Akondro takonan-draviny : manafina ny vitan-Janahary. [Samson 1965 #A34]

Ohabolana Tsara tarehy tsy endrehin-dravaka: aoka hitoetra amy ny vintan’ Anahary. [Cousins 1871 #3290]
Tsara tarehy tsy endrehin-dravaka : aoka hitoetra amin' ny vita-Nanahary. [Veyrières 1913 #2471, Rinara 1974 #4413]
Tsy endrehin-dravaka : aoka hitoetra amin' ny vita-Nanahary. [Veyrières 1913 #2471]
Dikanteny frantsay Beau visage auquel les parures ne vont pas : il n' a qu' à rester dans l' état où le Créateur l' a fait. [Veyrières 1913 #2471]
Fanazavana frantsay Se disait des personnes sur qui les parures jurent. [Veyrières 1913 #2471]

Fizahan-teny