Fizahan-teny

Ohabolana : voaendy

Ohabolana Maty vao manakora tahaka ny katsaka voaendy. [Rinara 1974 #2213]
Maty vao manakora, toy ny endin-katsaka. [Veyrières 1913 #2812, Cousins 1871 #1671]
Dikanteny frantsay Crier en mourant, comme une grillade de maïs. [Veyrières 1913 #2812]

Fizahan-teny