Fizahan-teny

Ohabolana : voafandrika

Ohabolana Aza mandalo vorona voafandrika. [Veyrières 1913 #2694]
Dikanteny frantsay Ne passez pas près d' un oiseau pris au piège sans le délivrer. [Veyrières 1913 #2694]
Fanazavana frantsay Soyez bon pour les autres, car le malheur peut vous atteindre. [Veyrières 1913 #2694]

Ohabolana Kibobo voafandrika ka ny mandrimandry no ahazoana aina. [Rinara 1974]

Fizahan-teny