Fizahan-teny

Ohabolana : voafatotra

Ohabolana Fatoram-poza: ny tongony maro, ka ny tratrany no voafatotra. [Veyrières 1913 #3673, Cousins 1871 #942]
Fatoram-poza : ny tongony maro nefa ny tratrany no voafatotra. [Rinara 1974 #1133]
Dikanteny frantsay Manière d' attacher un crabe : il a de nombreuses pattes et c' est sa poitrine qu' on lie. [Veyrières 1913 #3673]
Fanazavana frantsay S'y prendre maladroitement dans son travail. [Veyrières 1913 #3673]

Ohabolana Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka fa ny lambo nahamaodimaody ? [Rinara 1974 #3636]
Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka ny lambo-dia tsy ho maody ? [Cousins 1871 #2703]

Fizahan-teny