Fizahan-teny

Ohabolana : voafitaka

Ohabolana Mpandainga voafitaka : ny atao no miverina. [Rinara 1974 #2584, Cousins 1871 #1963]

Ohabolana Vorompotsy mitaingina ery an-kazo vokoka : jereo ny aloha, todiho ny aoriana, ndrao voafitaka avy ao an--damosina. [Veyrières 1913 #6136]
Dikanteny frantsay Oiseau blanc sur un arbre courbé : regarde devant, regarde derrière, de peur d' être pris par derrière. [Veyrières 1913 #6136]
Fanazavana frantsay Excitation à la prudence, à la vigilance, à l' examen. [Veyrières 1913 #6136]

Fizahan-teny