Fizahan-teny

Ohabolana : voahidy

Ohabolana Aza manao hoatry ny mpitondra tsitialainga mitondra vola ratsy, ka izy hanidy indray no hamaha. [Veyrières 1913 #623]
Aza manao ohatra ny mpitondra tsitialainga mitondra vola ratsy, ka izy hanidy indray no hamaha. [Cousins 1871]
Aza manao ohatra ny tsitialainga mitondra vola ratsy, ka izy hanidy indray no mamaha. [Rinara 1974 #549]
Tsitialainga mitondra vola ratsy, ka ny hanidy indray no voahidy. [Rinara 1974 #4462]
Dikanteny frantsay Ne faites pas comme le messager royal, porteur de la lance d' argent appelée : celle qui n' aime pas le mensonge. [Veyrières 1913 #623]

Fizahan-teny