Fizahan-teny

Ohabolana : voakahankahana

Ohabolana Aza atao andry ombin' ilay adala, ka ny aloha voatora-tandroka, ary ny aoriana voafola-drambo ; fa ataovy andry ombin' ilay mora, ka ny aloha voakahankahana, ny aoriana voasafosafo. [Veyrières 1913]
Aza atao andri-ombin’ ilay adala, ka ny aloha voa-tora-tandroka, ary ny aoriana voahavokavoka ; fa ataovy andry ombin’ ilay mora, ka ny aloha voakahankahana, ny aoriana voasafosafo. [Cousins 1871 #336, Veyrières 1913]
Dikanteny frantsay Ne gardez pas les boeufs comme ce sot qui lance des pierres aux comes de ceux qui sont devant et frappe ceux qui sont derrière ; mais imitez la douceur de celui qui appelle ceux qui vont trop vite et caresse ceux qui sont derrière. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Se disait de la manière de traiter et de conduire les gens : il ne faut pas les traiter avec méchanceté. [Veyrières 1913 #2064]

Fizahan-teny