Fizahan-teny

Ohabolana : voalambolambo

Ohabolana Andry ombin' Imalemifanahy : ny noana voasafosafo, ny voky voalambolambo. [Rinara 1974 #249]

Ohabolana Ompin' Andriamorabe: ny mahia voalambolambo, ny matavy voasafosafo. [Rinara 1974 #3448]

Fizahan-teny