Fizahan-teny

Ohabolana : voalefitra

Ohabolana Fo tsy voalefitra, mitondra nenina, fanahy tsy voatsindry, mitondra loza. [Veyrières 1913 #6413, Rinara 1974 #1211, Cousins 1871 #980]
Dikanteny frantsay Un coeur qui n' est pas dompté engendre des remords, une âme qui n' est pas contenue amène des malheurs. [Veyrières 1913]

Fizahan-teny