Fizahan-teny

Ohabolana : voamitohy

Ohabolana Aza mody maty toa voamitohy. [Houlder 1895]
Mody maty, toa voamitohy. [Cousins 1871 #1942]
Mody maty toa voamitohy, fa rehefa mihetsika antara-biby. [Rinara 1974 #2548]
Dikanteny frantsay Ne faites pas le mort comme le "voamitohy" (coléoptère qui fait le mort quand on le touche). [Houlder 1895]

Fizahan-teny