Fizahan-teny

Ohabolana : voanana

Ohabolana Ny mpanompo toy ny voan' anana, ka raha kasihina poritra. [Rinara 1974 #3161]
Ny mpanompo voanana, ka raha kasihina poritra. [Houlder 1895 #1550]
Ny mpanompo voanana : raha kasihina, poritra. [Veyrières 1913 #586, Cousins 1871 #2356]
Dikanteny frantsay Les esclaves sont comme des herbes potagères: on les presse, ils s' écrasent. [Houlder 1895]
Les esclaves sont comme des morelles : les toucher, c' est les écraser. [Veyrières 1913 #586]
Fanazavana frantsay Il fallait traiter les esclaves avec soin, et en général gouverner avec modération. [Veyrières 1913 #586]

Fizahan-teny