Fizahan-teny

Ohabolana : voanantsindrana

Ohabolana An-goboka hoatry ny mivaro-boanantsindrana. [Veyrières 1913 #4363]
An-goboka hoatry ny voanantsindrana. [Veyrières 1913 #4364]
An-goboka ihany, tahaka ny varo-boanatsindrana. [Rinara 1974 #262]
An-goboka, ohatra ny mivaro-boanatsindrana. [Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Cacher son vol comme la plante voanantsindrana cache ses fruits. [Veyrières 1913 #4364]
Rusé comme le marchand de fruits de voanantsindrana. [Veyrières 1913 #4363]

Fizahan-teny