Fizahan-teny

Ohabolana : voanemba

Ohabolana Tsaramaso mitsipika an-joro, ka tsy very fa niova toerana. [Rinara 1974 #285]
Voanemba mitsipika an-joro : tsy very fa nitady toerana. [Veyrières 1913 #2264]
Voanemba nitsipika an-joro : tsy very fa niova toerana. [Rinara 1974 #4988]
Voanemba nitsipika an-joro: tsy very, fa nitady toerana. [Cousins 1871 #3703]
Dikanteny frantsay Graine de cassia tombée dans le coin réservé aux animaux : elle n' est pas perdue, elle est allée chercher sa place. [Veyrières 1913 #2264]
Fanazavana frantsay Elle a trouvé une bonne place, bien grasse, dans le fumier. [Veyrières 1913 #2264]

Fizahan-teny