Fizahan-teny

Ohabolana : voankena

Ohabolana Izahay tsy mba voankena, ka hahia anatin' ny matavy. [Rinara 1974 #1460]
Izaho sahala amy ny voankena : mahia anatin’ ny matavy. [Cousins 1871 #1163]

Fizahan-teny