Fizahan-teny

Ohabolana : voaoty

Ohabolana Ny anao tsy mba ny masaka ifotony halain-taranaka, fa ny voaoty manta ho lo. [Veyrières 1913 #5923, Cousins 1871 #2151, Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Ce qui est à vous, ce n' est pas le fruit mûr sur pied qui servira à la reproduction, mais le fruit cueilli encore vert et destiné à pourrir. [Veyrières 1913 #5923]

Fizahan-teny