Fizahan-teny

Ohabolana : voara

Ohabolana 1Mangalingalin’ ny voara : vitsika anatiny. [1.147 #M82]
Ny fihavanan' ny olona tahaka ny voara : amboloina manitra, fa raha vakina be aloy. [2.558 #2988]
Ny fihavanan’ ny olona toy ny voara : raha am-boloina, manitra ihany ; fa raha verahina, dia be aloy. [2.653]
Ny fitondran-tena tahaky ny voara, ka raha verahina, vitsika. [2.415 #3049]
Toy ny voara izy: jerena, toa mandina, fa raha verahina, vitsika daholo no ao anatiny. [2.165 #480]
Toy ny voara : jere-mandina, amboloina manitra, nony verahina feno vitsika. [2.558 #4379]
Dikanteny frantsayIl est comme le "voara" (fruit): il paraît beau au dehors, mais quand on l' ouvre il est plein de fourmis. [2.165 #480]
La conduite est comme une figue sauvage ; si on l' examine en l' ouvrant, elle est pleine de fourmis. [2.415 #3049]

Ohabolana 2Safosehaky ny adabo, ka manimbolo ny voara manitra. [2.558 #3773]
Safosehaky ny adabo, ka manimbolo voara manitra. [2.415 #4581]
Safosehaky ny adabo, ka tsy manimbolo voara manitra. [2.653 #2819]
Dikanteny frantsayÊtre rassasié de figues adabo et sentir la bonne odeur des figues voara bien parfumées. [2.415 #4581]
Fanazavana frantsayNe pas pouvoir profiter d' une bonne occasion. [2.415 #4582]

Fizahan-teny