Fizahan-teny

Ohabolana : voarehoka

Ohabolana Mipapapapa ohatra ny maso voarehoka. [Rinara 1974]
Mipapapapa ohatra ny maso voa sakay. [Houlder 1895]
Mipapapapa toy ny maso voarehoka. [Veyrières 1913 #5810, Cousins 1871 #1803]
Dikanteny frantsay Embarrassé comme un oeil qui a reçu un crachat. [Veyrières 1913]
Marcher en tâtonnant comme quelqu' un qui a du piment dans les yeux. [Houlder 1895 #1048]

Fizahan-teny