Fizahan-teny

Ohabolana : voaro

Ohabolana Ampinga ravin-tsaonjo : voafina ihany ny tarehy, fa tsy voafefy ny aina. [Cousins 1871, Veyrières 1913]
Ampinga ravin-tsaonjo : voafina ny tarehy, fa tsy voaro ny aina. [Rinara 1974 #190]
Dikanteny frantsay Bouclier en feuilles de gouet : le visage est bien caché mais la vie n' est pas à l' abri. [Veyrières 1913 #3450]
Fanazavana frantsay Se disait d' une défense qu' on perce facilement à jour, ou bien d' un succès de peu de durée. [Veyrières 1913 #3450]

Fizahan-teny