Fizahan-teny

Ohabolana : voaroso

Ohabolana Mangala-pijery ohatra ny banga voaroso taolan--dohaliny. [Rinara 1974]

Ohabolana Mipitrapitra ohatra ny banga voaroso hoditra. [Rinara 1974]

Fizahan-teny