Fizahan-teny

Ohabolana : voaroy

Ohabolana 1Sokina am-body voaroy: alain-tsy azo; avela, mahamanina. [2.653 #2916]

Ohabolana 2Sokina anaty voaroy: hitan' ny maso fa sarotra alaina. [2.165 #1213]
Sokina anaty voaroy, ka hitan' ny maso fa sarotra alaina. [2.558 #3917]
Dikanteny frantsayUn hérisson dans les ronces: on le voit, mais il est difficile de l' y aller prendre. [2.165]

Ohabolana 3Sokina anaty voaroy : indroa voahodidin' ny tsilo ity hena. [2.558 #3916]

Fizahan-teny