Fizahan-teny

Ohabolana : voaseva

Ohabolana Fodilahy masa-voaseva : zay haliman’ andro ka andriana. [Samson 1965 #F35]
Trandra masa-voaseva : haliman' andro ka andriana. [Samson 1965 #T126]
Tsidilahy masa-voaseva : izay haliman’ andro ka andriana. [Samson 1965 #T141]

Fizahan-teny