Fizahan-teny

Ohabolana : voasisika

Ohabolana Ny tsara no haratsina, ny halavolo ; ny ratsy no hatsaraina, voasisika. [Veyrières 1913 #4886, Cousins 1871 #2515]
Dikanteny frantsay Si on dénigre un homme de bien, c' est par aversion ; si on dit du bien d' un méchant, c' est qu' on a été séduit par ses cadeaux. [Veyrières 1913 #4886]

Fizahan-teny