Fizahan-teny

Ohabolana : voasoketa

Ohabolana Tsimadilo manao ratsy an-trano : ny iray no manao ka ny betsaka no voasoketa. [Rinara 1974 #4433]
Tsimadilo manao ratsy an-trano: ny iray no manao, ka ny maro no mahazo laza. [Houlder 1895 #1178]
Tsimadilo manao ratsy an-trano : ny iray no manao, ka ny maro no mahazo loza. [Veyrières 1913 #3074]
Dikanteny frantsay Un ouistiti salit sa maison : c' est lui seul qui l' a fait mais tous souffrent de la mauvaise odeur. [Veyrières 1913 #3074]
Fanazavana frantsay Un Tsimadilo qui salit la maison: c' est le fait d' un seul, mais plusieurs en sont blâmés (à cause de la mauvaise odeur). [Houlder 1895]

Fizahan-teny