Fizahan-teny

Ohabolana : voatavomenaka

Ohabolana 1Voatamenaka nohanim-boalavo, ka ratsy vava indray alina ihany. [2.558 #5000]
Voatavomenaka nohanim-boalavo: ratsy vava indray alina ihany. [2.653]

Fizahan-teny