Fizahan-teny

Ohabolana : voatavomonta

Ohabolana 1Raha voatavomonta tsy mety ho zinga hianao, dia hazeranay ho vaky, mba ho toham-baliha hokitraina eny amoron-dalana. [2.653 #2726, 1.1]
Raha voatavomonta tsy mety ho zinga hianao, dia hazerany ho vaky, mba ho toham-baliha ho kitraina eny amoron-dalana. [2.558]
Dikanteny frantsaySi vous êtes une calebasse amère dont on ne peut faire une tasse à puiser l' eau, nous vous jetterons à terre afin que vous soyez brisée et serviez de chevalet à la guitare dont on joue au bord du chemin. [1.1]
Fanazavana frantsaySe disait des caractères difficiles et aussi des fainéants dont on cherchait à tirer quelque chose. [2.415]

Fizahan-teny