Fizahan-teny

Ohabolana : voatery

Ohabolana Vary lelik’antsanga: voaterisetra havozona, ka tsy misy hiolanolanana. [Cousins 1871 #3619]
Vary lelik' antsanga : voatery setra havozona, ka tsy misy hiolonolonana. [Rinara 1974 #4876]

Fizahan-teny