Fizahan-teny

Ohabolana : voatokana

Ohabolana Ny tsora-kazo dia efa voatokana rahateo ho amin' ny lamosin' ny adala. [Veyrières 1913 #2105]
Dikanteny frantsay La verge est préparée pour le dos du sot. [Veyrières 1913 #2105]
Fanazavana frantsay Le sens est qu' il y a des gens qu'il faut punir. [Veyrières 1913 #2105]

Fizahan-teny