Fizahan-teny

Ohabolana : voavely

Ohabolana Mandady mora tsy folaka, tana-mihamana tsy voavely. [Samson 1965 #M48]
Tana-mihamana tsy voavely, mandady mora tsy folaka. [Samson 1965 #T33]

Ohabolana Ny vavy no fahanana, ka ny lahy voavely loha. [Veyrières 1913 #1319, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Une femme à faire vivre, la tête du mari en est toute meurtrie. [Veyrières 1913 #1319]
Fanazavana frantsay Se disait des femmes exigeantes. [Veyrières 1913 #1319]

Fizahan-teny