Fizahan-teny

Ohabolana : voavonkina

Ohabolana 1Totohondry voavonkina : hanainga no sisa. [2.415 #3526, 2.653 #3157]
Totohondry voavonkina, ka ny manainga no sisa. [2.558 #281]
Dikanteny frantsayPoing fermé : il n' y a plus qu' à le lever. [2.415 #3526]
Fanazavana frantsayLe sens est : prêt à la lutte. [2.415 #3526]

Fizahan-teny