Fizahan-teny

Ohabolana : voazara

Ohabolana Lambo anosim-bendrana : matin’ ny tokotany voazara. [Samson 1965 #L14]

Ohabolana Ny andrian-tsy voazara ; ny vodivona samy manana ny azy. [Cousins 1871 #2163, Veyrières 1913]
Ny andrian-tsy voazara, ny vodivona samy manana ny azy rahateo. [Rinara 1974 #2881]
Dikanteny frantsay La souveraineté n' est pas partagée, mais chaque seigneur a son fief. [Veyrières 1913 #478]
Fanazavana frantsay Il n' y a qu'un seul souverain, mais il y a plusieurs seigneurs ; ou bien : si on a les mêmes ancêtres, en a cependant chacun sa terre. [Veyrières 1913 #478]

Fizahan-teny