Fizahan-teny

Ohabolana : vodivona

Ohabolana Ny andrian-tsy voazara ; ny vodivona samy manana ny azy. [Cousins 1871 #2163, Veyrières 1913]
Ny andrian-tsy voazara, ny vodivona samy manana ny azy rahateo. [Rinara 1974 #2881]
Dikanteny frantsay La souveraineté n' est pas partagée, mais chaque seigneur a son fief. [Veyrières 1913 #478]
Fanazavana frantsay Il n' y a qu'un seul souverain, mais il y a plusieurs seigneurs ; ou bien : si on a les mêmes ancêtres, en a cependant chacun sa terre. [Veyrières 1913 #478]

Ohabolana Vodivona no mietsaka, antsanga indray no anontaniana. [Veyrières 1913 #485, Cousins 1871 #3719]
Vodivona no mihetsika, ka antsanga no anontaniana. [Rinara 1974 #5006]
Dikanteny frantsay Un fief s' écroule : il ne faut pas demander s' il y aura beaucoup de sable répandu. [Veyrières 1913 #485]
Fanazavana frantsay La ruine d'un fief est une chose grave ; se disait des affaires qui avaient de grosses conséquences. [Veyrières 1913 #485]

Fizahan-teny