Fizahan-teny

Ohabolana : vohavoha

Ohabolana Manaova toy ny vohavoha : malemy tsy tapaka, madilana tsy maito. [Rinara 1974 #2023]
Manaova toy ny vohavoha, malemy tsy tapaka, madilan-tsy maito. [Cousins 1871 #1562]

Fizahan-teny