Fizahan-teny

Ohabolana : vohay

Ohabolana Raha ny ondrin-dRabetsirava no mitondraka, vohay, fa ondrin-kavana; fa raha ny ondrin-dRainimanira no mitondraka, orosy ny rambony sy ny sofiny. [Cousins 1871 #2705]
Raha ny ondrin-dRabetsirava no mitondraka, vohay fa ondrin-kavana, fa raha ny ondrin-dRainimanira, orosy ny rambony sy ny sofiny. [Rinara 1974 #3639]

Fizahan-teny