Fizahan-teny

Ohabolana : volafolo

Ohabolana Aza manao ombin’ Imarovatana : sady mahalany ahitra iray lohasaha no mahalany mangahazom-bola folo ; nefa tsy hita izay taviny, fa ny kibony ihany no mihalehibe. [Cousins 1871, Veyrières 1913]
Aza manao ombin' Imarovatana : sady mahalany ahitra iray lohasaha no mahalany mangahazom-bolafolo, nefa tsy hita izay taviny, fa ny kibony no mihalehibe. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Ne soyez pas comme les boeufs d'Imarovatana : ils mangent à la fois l' herbe de toute une vallée et du manioc pour deux piastres et demie, et cependant on ne voit pas qu' ils engraissent, il n' y a que leur ventre qui grossisse. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Se disait de ceux qui, malgré tous les soins, ne paient pas de retour. [Veyrières 1913 #5432]

Ohabolana Haren-kiadiam-boamena ; enti-miady, ariary ; fitsaram-bolafolo. [Veyrières 1913 #3340]
Dikanteny frantsay Procès pour une affaire de quatre sous : on dépense une piastre, sans compter les douze francs cinquante, frais de justice. [Veyrières 1913 #3340]
Fanazavana frantsay On dépense plus que cela ne vaut. [Veyrières 1913 #3340]

Fizahan-teny