Fizahan-teny

Ohabolana : volombodin-trano

Ohabolana Amboakelin--dRazakabezafy : omen-dranom-bary, tsy mety, ka ny volombodin-trano no lelafina. [Cousins 1871 #133]
Amboakelin--dRazakabezafy : omen-dranombary tsy tia, fa ny volom-bodin-trano indray no lelafina. [Rinara 1974]

Ohabolana Ao ny tranobe nihantonan' ny amponga sy ny volombodin-trano nihantonan' ny samoina. [Rinara 1974 #332, Cousins 1871 #271]

Fizahan-teny