Fizahan-teny

Ohabolana : volondambo

Ohabolana Fatakana volon-dambo; tenina volon’ amboa : tsy ny atao, vita, tsy ny alàna, afaka fa Zanahary mandidy. [Samson 1965 #F20]

Ohabolana Volon-dambo tsy in-droa hita. [Samson 1965 #V91]

Fizahan-teny