Fizahan-teny

Ohabolana : volon-doha

Ohabolana Tsy mety raha manao ombalahy manaka-drano : difotra mbamin' ny volon-doha. [Veyrières 1913 #6329]
Tsy mety raha manao ombilahy manaka-drano : difotra mbamy ny volon-doha. [Cousins 1871]
Tsy mety raha manao ombilahy manaka-drano : difotra mbamin' ny volon-doha. [Rinara 1974 #4620]
Dikanteny frantsay Il ne convient pas de faire comme le taureau qui sonde la profondeur de l' eau : il disparaît sous l' eau jusqu' aux poils de la tête. [Veyrières 1913 #6329]
Fanazavana frantsay Se disait des gens qui s' exposent par une orgueilleuse témérité. [Veyrières 1913 #6329]

Ohabolana : volondoha