Fizahan-teny

Ohabolana : voninkazo

Ohabolana Voninkazo manitra anaty ahitra : hosihosena vao mamerovero. [Cousins 1871 #3736, Nicol 1935 #438]
Voninkazo manitra anaty ahitra, ka voahosihosy vao mamerovero. [Rinara 1974 #5030]
Dikanteny frantsay Fleur parfumée cachée sous l’herbe : c’est quand on la piétine qu’elle embaume. [Nicol 1935 #438]

Fizahan-teny