Fizahan-teny

Ohabolana : vonoy

Ohabolana Tonga ranaotra, tsy misy laoka ; lasa ranaotra, vonoiny ny omby. [Veyrières 1913 #1165]
Tonga ranaotra, tsy misy ny laoka; lasa ranaotra, vonoiny ny omby. [Cousins 1871 #3128]
Tonga Ranaotra tsy misy ny laoka, lasa Ranaotra vonoy ny vositra. [Rinara 1974 #4185]
Tonga Ranaotra vao lany ny laoka. [Houlder 1895 #955]
Dikanteny frantsay Quand arrive le beau-frère il n' y a pas de mets à lui servir, et quand il est parti on tue un boeuf. [Veyrières 1913]
Quand le beau-frère (ou la belle-sœur) arriva, on venait de finir la viande. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Phrase servant à s' excuser auprès de ses parents de ne pouvoir leur offrir un meilleur repas. Ils sont arrivés trop tard! [Houlder 1895]

Fizahan-teny