Fizahan-teny

Ohabolana : voretra

Ohabolana Misalasala hoatry ny mitoetra amin-drenikely : manoza tanana, mandany rano ; mitoetra amin' izao, zaza veta. [Veyrières 1913 #5812]
Misalasala, ohatra ny mitoetra amin-drenikely : manoza tanana, mandany rano; mitoetra amin’ izao, zaza veta. [Cousins 1871]
Misalasala ohatra ny mitoetra amin-drenikely : mioza tanana lazaina ho mandany rano, mitoetra amin' izao, lazaina ho voretra. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Être dans l'embarras, comme l' enfant qui habite avec sa marâtre : s'il se lave les mains, elle dit qu' il gaspille l' eau ; s' il reste sans se laver, elle dit que c' est un enfant malpropre. [Veyrières 1913 #5812]
Fanazavana frantsay Se disait des gens toujours blâmés, quoi qu' ils fassent. [Veyrières 1913 #5812]

Fizahan-teny