Fizahan-teny

Ohabolana : voromahery

Ohabolana Aza maka imason' ny tompony ohatra ny voromahery. [Houlder 1895]
Aza maka imason' ny tompony toy ny voromahery. [Rinara 1974 #37]
Dikanteny frantsay N' enlevez pas (quelque chose) devant les yeux de son propriétaire, comme le fait un épervier. [Houlder 1895]

Ohabolana Natao hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery hipaoka ny akoho. [Houlder 1895]
Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo hay papango nipaoka ny akohokely. [Rinara 1974 #2757]
Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery nipaoka ny akoho. [Rajemisa 1985]
Natao kitsikitsika hivavahana, kanjo manjary voromahery nipaoka ny akohokely. [Cousins 1871 #2093]
Fanazavana malagasy Enti-milaza olona namoa-doza. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay On le prenait pour une crécerelle que l' on prie, et c' était un faucon ravisseur de poules. [Houlder 1895]

Ohabolana Voromahery miongo-bolo : ny aina be ihany, fa ny ho enti-manidina no tsy misy. [Veyrières 1913 #697, Rinara 1974 #5037, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Aigle qui mue : la force est grande, mais ce qui manque, c' est de quoi voler. [Veyrières 1913 #697]
Fanazavana frantsay Se disait des grands qui n'exerçaient pas leur puissance. [Veyrières 1913 #697]

Fizahan-teny