Fizahan-teny

Ohabolana : votoaty

Ohabolana Nahoana no vodi-adin’ ny ditra, ka loharaoky ny nenina indray ? [Houlder 1895 #405, Cousins 1871 #2073]
Nahoana no votoatin' ny ditra ka loha raoky ny nenina ? [Rinara 1974 #2720]
Dikanteny frantsay Pourquoi étiez-vous le dernier à vous entêter, et le premier à vous repentir? [Houlder 1895]

Fizahan-teny