Fizahan-teny

Ohabolana : votsa

Ohabolana Hoatry ny taizan-drenibe : voky hanina, fa tsy mitombo saina. [Veyrières 1913 #971]
Hoatry ny zaza taizan-drenibe : voky hanina, fa tsy mitombo saina. [Veyrières 1913 #971]
Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. [Rinara 1974 #5102]
Dikanteny frantsay Enfant élevé par sa grand-mère : il est bien repu, mais il ne grandit pas en sagesse. [Veyrières 1913 #971]
Fanazavana frantsay Se disait des enfants auxquels on laissait de la fortune mais qu' on avait mal élevés. [Veyrières 1913 #971]

Ohabolana Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro. [Rinara 1974 #1885]

Fizahan-teny