Fizahan-teny

Ohabolana : vovonana

Ohabolana 1Andry be fiankinana. [2.415 #804]
Andry be fiankinana, vovonana iadian’ ny lohany. [2.974]
Dikanteny frantsayCelui sur qui repose la gestion d' une affaire ou le gouvernement d' une société, est une colonne solide. [2.415 #804]
Colonne de soutènement, faîtage où aboutissent les chevrons. [2.974 #352]

Ohabolana 2Hajao ny vovonana, omeo voninahitra ny haratra, fandrao menatra ny olona tsy hajaina. [2.415 #634, 2.558 #86, 2.653]
Dikanteny frantsayRespectez les poutres du faîtage, honorez les pannes du toit de peur que vous ne soyez couvert de confusion devant les hommes que vous ne respectez pas. [2.415 #634]
Fanazavana frantsayCe proverbe s' appliquait aux chefs qui sont comparés au faîtage, et aux supérieurs subalternes qui sont comparés aux pannes du toit. [2.415 #634]

Ohabolana 3Toy ny adin' ny mpivady : kely niandohana fa mahavaky vovonana. [2.558 #4245]

Ohabolana 4Toy ny trano vaky vovonana ka mitondra teny mivoaka. [2.165 #551, 2.653 #3242, 1.1]
Toy ny trano vaky vovonana : ka mitondra teny mivoaka ary ny mitete ambiny ihany. [2.558 #4345]
Fanazavana malagasyIlazana izay tsy mahatam-bava ka milazalaza any ivelany izay tsy tokony ho fantatry ny olona. [1.1]
Dikanteny frantsaySemblable à une maison ouverte par le faîte et qui laisse échapper les paroles (dites à l' intérieur). [2.165]

Ohabolana 5Vovonana iadian' ny lohany. [2.415 #270, 2.558 #326]
Dikanteny frantsayLe souverain auquel tout aboutit, est comme le faîtage de la maison où tous les chevrons aboutissent. [2.415 #270]
Fanazavana frantsayOn employait l' expression pour désigner le soutien d'une famille. [2.415 #270]

Fizahan-teny